Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 27 août 2026
Antananarivo | 16h22
 

Répondre à un commentaire

27 août à 14:14 | rakotobe (#7825)

@ Elvisy tsy ampy visy,

Ito misy lahateny fohy, dia mba inona ny hevitry ra Elvisy tayn’isy ?

" Atoa PRRM efa tany Toliara nanome voninahitra ny Tsapiky, tany Betroka nanome voninahitra ny Filongoa, any Farafangana nanome voninahitra ny Tohitroky, sns .. Zavadehibe any amin’ny Faritany izany amin’ny kolontsaina. Fa eto Antananarivo kosa, zavadehibe indrindra amin’ny kolontsaina ny Anatirova . Rahoviana ny PRRM mba hoeny Anatirova hanotrona ny famerenankasina io Rova io izay efa nodidin’ny Fitsarana ny fanesorana ny Colisée ilay tsisy idirany amin’ny tantaran’ny Madagasikara sy ny famerenana ny anarana " Rovan’Antananarivo" ? Sa vé tsisy iraharahan’i PRRM io Rova io ? "

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}