Articles dans la rubrique « Malagasy »
-
Atsimondrano
lundi 30 juin 2008 |
Hery A.
| 496 visites
Hatramin'izao dia mbola mampijaly ny mponina eny amin'ny faritra atsimondrano eny ireo taxi-be. Fitarainan'ny mpandeha no nisesisesy tato ho ato satria efa tsy rariny intsony hoy izy ireo. Amin'ny elanelan'andro aloha dia ny fifanenjehana no mafotaka, hany ka mitaintaina tsy ankiato ny mpandeha, ny fiara rahateo efa tena ratsy ka atahorana. Ny zotra 137 sy ny 172 no tena ilain'ny mponina eny ary ny fahafantaran'izy ireo izay filàna azy izay no anaovany tsinontsinona ny mpandeha. Ao ny tsy (…)
-
Fanefitry ny SIDA
samedi 28 juin 2008 |
Hery A.
| 1869 visites
Mety hampidi-bola amina lavitrisa maro ho an’i Madagasikara ilay fanefitry ny Sida hitan’ireo mpikaroka notarihan’ny Profesora Andriamanalina Nirina. Mety hitondra fampandrosoana sy fanovàna lehibe ny fiainan’ny firenentsika izany. Misy ny porofo hahafahan’ireo mpikaroka manamarina izany.
Manoloana ny resa-be mandeha etsy sy eroa mikasika ilay fahitana ny fanafan’ny SIDA, dia nanambara ry zareo mpikaroka fa tsy fanafody « médicament » no vitan’izy ireo fa fanefitra « remède » (…)
-
Antoko « Tambatra »
samedi 28 juin 2008 |
Hery A.
| 363 visites
Rava ny fivoriambe nokasain'ny antoko «Tambatra» hatao tao Fianarantsoa, talohan'ny Fetim-pirenena teo iny. Araka ny nambaran'ny mpitarika ny antoko, Beza Seramila, dia efa vonona ny mpikambana rehetra, ary efa tonga tany an-toerana avokoa ny mpikambana avy amin'ireo faritra 22. Talohan'ny fikarakarana dia efa nangataka alàlana tamin'ny fitondram-panjakana ny antoko ary nekena am-bava tamin'izany fotoana izany. Taorian'ny fangatahana an-taratasy nataon'ny fikambanana anefa dia tsy nomena (…)
-
Fetin’ny 26 jona
samedi 28 juin 2008 |
Oliva R.
| 829 visites
Andry Rajoelina, Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra : « Nahay niray hina nitorajofo ny vahoakan’Antananarivo manontolo. Enga anie ka ho tanteraka tokoa ny hiram-pirenena manao hoe : « He sambatra tokoa izahay » ! Bruno Andriantavison, minisitry ny Paositra sy Fifandraisan-davitra ary Serasera : « Faly aho amin’ny gazety malagasy fa mendrika tokoa izy amin’ny maha zokiny indrindra azy manerana an’i Afrika, Na tsy eo intsony aza ny « Teny Soa », dia efa mahatratra 130 taona izao ny « (…)
-
Hofan-trano eny Ivato
vendredi 27 juin 2008 |
Penjy R.
| 974 visites
Hiditra sa hitafo lanitra? Io no fihetsika asehon'ny tompon-trano maro eny Ivato. Raha vao nandre ry zareo, fa hisy fandravana trano maro eny an-toerana, dia roboka amin'ny fanondrotana ny hofan-trano izy ireo. Anio mitatao vovonana ny ora farany tokony hialan'ireo olona mipetraka amin'ny trano ho ravana. Dila io, dia efa mandray ny fepetra rehetra mifanandrify amin'izany ny fanjakana. Raikitra ny sakoroka amin'ny fitadiavana trano. Izay hita azo hisitrahan'ny loha na ratsy sy kely aza dia (…)
-
Sehatry ny fanabeazana
Izay fanapahan-kevitra tapaka tsy azo hiverenana intsony. Tsy maintsy miroso isika, satria làlana iray ahafahana manatsara ny sehatry ny fampianarana eto Madagasikara io. Fanambarana nataon'ny Praiministra lehiben'ny Governemanta io, raha nihaona tamin'ny andrim-panjakana roa tonta izy ny talata lasa teo.
Mitohy hatrany amin'ny taona fahafito indray izany ny ankizy Malagasy vao manala fanadinana CEPE fa tsy toy ny teo aloha intsony. Izay eo amin'ny kilasy fahasivy dia efa miatrika izany. (…)
-
Tobin-dasantsy eto andrenivohitra : Afindrao ivelan'ny tanàna, hoy i Moxe
Raha sanatria ka ho avy ny loza, dia eo isika mianakavy no raisina. Io no fangatahana mateti-pihavy ataon'ny loholona Moxe Ramandimbilahitra dia ny tokony hanamindrana ireo tobin-tsolika etsy Ankorondrano sy Soanierana. Tsy fahita firy eran-tany izany tombin-tsolika atao ampovoan-tanàna feno vahoaka mivezivezy izany. Eto amintsika ihany no ahitana io, nefa loza mitatao ho an'ny vahoaka ny fipetrahany ampovoan-tanàna (…)
-
Fanampiana avy amin’ny Faritra Analamanga
mercredi 25 juin 2008 |
Volana R.
| 349 visites
“Mirary ny rehetra hanao fety sambatra” ny Faritra Analamanga. Nisy fanampiana ireo sahirana manerana ny distrika enina, ka olona 500 isaky ny distrika no nahazo izany. Vary 100 taonina, lafarina 200 lasaka, menaka 500 litatra ary voanemba no nozaraina omaly sy anio.
Omaly dia nitondra ny tsirambin’ny tànana ny delegasion’ny Faritra, tao Antohomadinika (kianja Ramanandraibe), ary samy nahazo vary 4 kilao isan’olona, menaka, voanemba, siramamy, savony, voamaina.. Tsy diso anjara ireo (…)
-
Fjkm Ambohiborona-Fitiavana
mardi 24 juin 2008 |
Manou
| 1054 visites
Novalian' ny mpitantana ny Fjkm Ambohiborona-Fitiavana herisetra ny fitakiana nataon'ny mpino leon'ny toetra nasehon'ny Mpitandrina teny an-toerana tao anatin'ny 2 taona !
Nanenjan-tsandry tamin'ireo mpikambana amin'ny Stk namelatra sora-baventy nanehoana fitakiana teo ivelan'ny fiangonana avy hatrany Ramatoa Mpitandrina sy ny lehiben'ny Diakona niara-dia taminy raha vao nigadona teo an-tokontanim-piangonana. Tsy nisy resaka ihany koa fa nifanenjehany nanaovana herisetra toy io koa ny (…)
-
Jeneraly Rakotomanga Mijoro
mardi 24 juin 2008
| 923 visites
« Mila manao jery todika ny foloalindahim-pirenena », hoy ny jeneraly Rakotomanga Mijoro. « Mbola misy foana ny fikasana hanongam-panjakana hatramin'izao, nisy ny fiakasana famonoana ny filoham-pirenena, araky ny fahitan'ny Jeneraly Rakotomanga Mijoro ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny. Mbola betsaka ny disadisa sy ny olana mbola tsy voavaha eo amin'ny foloalindahy. Tokony natao ny jery todika na « mise à plat » nandinihana ny zava-misy, sy ny fanarenana ny lesoka, ny famaritana (…)
-
Fisamborana olona tetsy Ampefiloha
An-daniny ny polisy niaro ilay lehilahy, an-kilany kosa ny zandary nitondra didy fampisamborana avy amin'ny fitsarana. Raikitra ny fifamaliana teo amin'ny zandary sy polisy, tao amin'ny faritry ny HJRA-Ampefiloha, omaly.
Araka ny vaovao azonay, dia nisy lehilahy iray notorian'ny rafilahiny fa nanodinkodina ny vadiny ary tratrany tao amin'ny trano iray teny Ampasika, ny 16 jiona lasa teo. Nitsambikina teo amin'ny varavarankely, teo amin'ny rihana voalohany moa ilay lehilahy satria tratra (…)
-
Taratasin’ny mpamaky
lundi 23 juin 2008
| 714 visites
Tsy ho lasa lavitra intsony ny fiainana raha miloloha rano roa siny. Ny fameloman-tena tsy maintsy atao. Ny olon-dratsy anefa, miandry anao. Andraikitry ny fanjakana tanteraka ny miaro ny vahoaka mandoa hetra, indrindra ny fandriampahalemana. Tsy voafehy intsony ny kolikoly sy ny mametraha kely ataon’ny jiolahy sy ny olon-dratsy ary ny dahalo ary tena miely tokoa. Feno azy i Madagasikara. MAP inona no ho tontosa amin’izany ? Ianao misasatra sy mitsemboka, ny ratsy kosa mangarom-paosy dia (…)
-
Karatra mena
lundi 23 juin 2008 |
Hery A.
| 536 visites
«Aok'aloha» io izao no malaza manerana ny nosy noho ny hetsik'ireo karazana fikambanana miaro ny zazavavy tsy ho lavon'ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana. Toa manome fanantenana ireo manam-paniriana hanao firaisana ara-nofo ihany anefa ny fampiandrasana, hany ka na ireo zazavavy omena ny karatra mena aza dia tsy resy lahatra loatra. Raha tsy nieritreritra firaisana ny tenan'ny zazavavy iray, fa vonona handà tsotra izao raha misy mangataka aminy, dia toa lasa azon'ny fakampanahy ka (…)
-
Teny an-dalàna teny
samedi 21 juin 2008
| 922 visites
Ilaina ny manao tomban’ezaka hoamin’ny ho avy araky ny filazan’ny manampahaizana ara-toekarena malagasy iray nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny amin’ny Anjery Manontolo omaly. Maro ireo mpianatra teny amin’ny ambaratonga ambony no nanatrika ity famelaberarana nataon’ilay manampahaizana malagasy ity. Tao aorian’ny famelabelaran-kevitra dia nisy ireo mpianatra nanontanianay mikasika ny fahitany ny hoavin’i Madagasikara afaka 10 taona. Na dia misy aza ireo manantena, dia saika (…)
-
Hetsiky ny tanora ao Fianarantsoa
Mbola mamy ny miaina. any « Nifitsaka » ny mpanohitra. Taorian'ny fampidirana am-ponja mpanohitra miisa roa tao Fianarantsoa tamin'ity herinadro ity, dia tsy raikitra ilay hetsika ho fidinana andalam-be saika ho atao any amin'io faritra io.
Na dia hambara fa tsy fanonganam-panjakana aza ilay fidinana an-dalam-be saika ataon'ny tanora ao Fianarantsoa sy ny mpanohitra mialohan'ny datin'ny 26 Jiona ho avy izao, dia najanona tanteraka izy io. Ho fitakiana ny famoahana an'ingahy Pety (…)
-
Ady amin’ny mosary
Mahay mitsinjo lavitra. Io no hita fa ezaka ataon'ny fanjakana raha nandre fa ho maimaim-poana manomboka izao ny fanaovana « césarienne » eny amin'ny hopitaly. Ny minisitry ny Fahasalamana no nanambara izany.
Voafetra ho telo ihany ny zaza ateraka raha miroso amin'io «césarienne» io isika. Iarahana mahita fa misy ny olona iray miteraka hatrany amin'ny 9 ny zanany. Raha samy hanao toy izany avokoa ny vahoaka 18 tapitrisa eto Madagasikara, dia mety ho firy ny isantsika afaka 10 taona ? Volabe (…)
-
Fanabeazana ny tantsaha
Miparitaka any ambanivolo rehetra any ny teknisianina manoro hevitra ny tantsaha. Ny tontolon'ny fambolena no hamokatra avo roa heny noho ny teo aloha no hita fa ataon'izy ireo. Faly ny tantsaha fa mahazo fiofanana, mba hamokarany bebe kokoa. Ny hita anefa, dia mijanona ho mpamboly hatrany izy ireo fa tsy mba migoka ny harena. Ny antony dia tsy misy mampianatra ny fomba fitantanana izy ireny. Ny vidim-bokatra anio, azo avadika zavatra hafa ahazoana tombony betsaka rahampitso. Firy (…)
-
Filaminam-bahoaka
Nasaina nefa noroahina indray avy eo. Io no nahazo ny mpanao gazety saika hiatrika ny tatitra nataon'ny ministry ny Fiarovam-pirenena sy ny teo anivon'ny Polisim-pirenena misahana ny filaminam-bahoaka ny talata teo. Ny antony, dia voalaza fa saro-pady ity resaka filaminana ity, ka tsara raha hidina ho an'ny loholona sy ny ministera ihany ny varavaran'ny antenimieran-doholona io talata io. Maro ny tsiambara-telo tokony tsy hivoaka angazety, indrindra amin'izao fakana ambava manamboninahitra (…)
-
Fivoriambe Afrikana
jeudi 19 juin 2008 |
Hery A.
| 355 visites
Tamin’ny faha 17 jona no napetraka ny vato fehizoro ho fananganana ireo trano handraisana ireo Filoham-panjakana sy vahiny, hiatrika ilay fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina amin’ny 2009 ho avy izao. «Tsy hisalasala aho hilaza fa roso ny diantsika amin’ny fandraisana izany fihaonana manan-tantara izany», hoy ny praiminisitra Rabemananjara Charles
Afaka mirehareha ny Malagasy satria manamafy hatrany ny fanohanany an’i Madagasikara ireo mpiara-miombon’antoka, na ara-bola izany, na (…)
-
Olana ara-tsakafo
Tsy hatsiarovanay noana na fotoana very ny raharaham-pirenena. Io no nambaran'ny loholona Rabetsitonta omaly tetsy amin'ny lapan'Anosikely. Fanazavana ny tokony ahaizantsika mamaritra dien'izao ny isian'ny tahiry ara-tsakafo toy ny vary. 3 tapitrisa taonina ny vary ilain'ny malagasy. Tokony ho ampy io, raha toa ka misy ny fitehirizana ny vokatra. apetraka ireny trano natokana hitehirizana vokatra ho an'ny tantsaha ireny. Tsy tokony hanaraka ny vidin'ny vokatra eran-tany isika fa mitady (…)