Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Articles dans la rubrique « Malagasy »

  • Raharahan’antoko

    Iza no hifehy ny TIM ?

    samedi 3 mai 2008 | Naivo kely |  441 visites
    Voazara ny toerana anaty andrim-panjakana, hanomboka ny asa. Hita fa dia tafapetraka amin'ny andrim-panjakana samihafa ireo lohan'ny mpisorona ao anaty TIM. Olona heverina fa afaka hampandroso ny firenena ireo matoa napetraky ny filoha Ravalomanana amin'ireo andraikitra maro samihafa ireo. Olona manana ny fahaiza-manao ihany koa fa tsy sanatria mpanao politika mpitarika olona hidina an-dalambe. Hifantoka tanteraka any amin'ny raharaham-panjakana ireto olon'ny TIM nahazo toerana ireto, ary (…)
  • Pierre Tsiranana sy ny Governemanta

    Mahay manao sarimihetsika ny fitondrana

    samedi 3 mai 2008 | Penjy R. |  807 visites
    Tsy azo hitokisana ho afaka mampandroso haingana ny firenena ity Governemanta vaovao ity. Io indray no fisehoana ivelany nataon'ingahy Pierre Tsiranana. Toa tsy voadinika ifotony ny fanovàna, fa natao hanapotehina olona fotsiny. Olona manampahaizana toan'i Radavidson Andriamparany ve no esorina amin'ny toerany? Nahoana raha hita fa tsy nahavita azy hatrizay, raha navela hijanona ho depiote izy. Raha ny olona misolo ny toeran'ity ministra teo aloha ity, dia olona teo ambany fifehezany, (…)
  • Hai-trano tetsy 67 Ha

    Olona roa no namoy ny ainy

    vendredi 2 mai 2008 | Penjy R. |  543 visites
    Ny alarobia maraina tokony ho tamin’ny 2 maraina no nidedaka ny afo. Tsy tafavoaka ny efitrano nisy azy ireto tovovavy 2 ary namoy ny ainy avy hatrany vokatry ny afo nananika ny efitrano nisy azy. Avotra soa aman-tsara kosa ny iray, na dia nahitana fahamaizana aza. Io no nitranga tao amin’ny trano fisakafoanana iray etsy amin’ny 67 ha io alarobia maraina io. Vola Ar 200.000 mahery no lasa lavenona niampy ireo fitaovana maro be fampiasa amin’ny trano fisakafoanana sy ny fanaka tao an-trano. (…)
  • Fanarenana ny renivohitra

    Hadino indray ny faritra iva

    vendredi 2 mai 2008 | Naivo kely |  574 visites
    Mitohy ny asa atao eto andrenivohitra. Hita taratra io raha mandalo etsy Analakely amin’ny fametaha ireo sakana vy amoron’arabe, sy fanarenana ireo toerana manan-tantara toy ny etsy Ambohijatovo. Tsara ny fitoizan’ny asa satria izay no fandraisana andraikitra eo amin’ny fifandimbiasam-pahefana. Vita ihany koa ireo fifanarahana amin’ny firenena hafa, ary ny ben’ny tanàna Andry Rajoelina dia efa nanambara fa hanomboka amin’izay ny tena asa eto andrenivohitra. Velon-taraina sahady anefa ireo (…)
  • Tabera Andriamanantsoa

    Mora mivadika i Manandafy

    mercredi 30 avril 2008 | Naivo kely |  1161 visites
    « Taona vitsy monja dia manadino i Manandafy. Isan’ny nitaky ny tokony hirosoana amin’ny fampihavanam-pirenena ity mpitarika ny antoko MFM ity, saingy tsy tsaroany intsony ny teniny taona vitsy lasa izay », hoy ingahy Tabera Andriamanantsoa, mpitarika ny federalista. Ny fampihavanam-pirenena izay isan’ny nagatahany ho atao eto, dia laviny indray ankehitriny fa tsy tokony ho atao eto. Làlana iray tsy azo hiodivirana io, satria nisy ady mahatsiravina teto. Tsy ny raharaha 2002 ihany, fa efa (…)
  • Harinaivo Rasamoelina

    Tsy tafavoakan’ny TIM ny fanarenana

    mercredi 30 avril 2008 | Naivo kely |  663 visites
    Ny hery rehetra no mitambatra vao tafarina ny firenena. Tsy hanana hery amin’io ny TIM na dia eo ampelantanany avokoa aza ny fahefana rehetra. Mila mametraka rafitra hiarahan’ny hery rehetra no maika indrindra. Io no vahaolana afahana manarina ny toe-karena, hoy ingahy Harinaivo Rasamoelina. Taona maro izay no nifehezan’ny TIM ny fahefana, aiza ny toerana misy antsika amin’izao ? Miditra amin’ny sehatry ny fanatontoloana isika, ary dia miara-mizaka ny krizy iraisam-pirenena. Ny firenena (…)
  • Fandrahonana olona ho faty

    Ben’ny tanàna iray niakatra fitsarana

    mercredi 30 avril 2008 | Nivo T. A. |  530 visites
    Ben’ny tanàna iray ao anatin’ny distrikan’Anjozorobe no notsaraina tetsy Anosy, omaly maraina, noho ny raharaha fandrahonana olona ho faty sy fanaparam-pahefana ary fihetsika mamoafady. Mpampianatra iray ao amin’ny EPP Beronono (Anjozorobe) no nitory ity olom-boafidy ity. Tamin’ny volana mey 2007 no nitrangan’ny raharaha ary efa niakatra fampanoavana tamin’ny septambra 2007. Araka ny nambaran’ny mpitory dia nanery an-kolaka hiaraka aminy ilay lehilahy ary nony hitany fa nisy olona niaraka (…)
  • Dokotera Manan’Ignace

    Hiomana handray fahefana

    mardi 29 avril 2008 | Naivo kely |  1001 visites
    Tsy ny tsikera lava no afahana mampandroso ny firenena, fa ny fiomanana handray fahefana. Diso ireo mihevitra fa hidina andalam-be ka eny no handraisana ny fitondrana. Niarahantsika nahita ny fahavoazana nihantra tamin'ny firenena raha tsy hiteny afa-tsy ny raharaha 2002. Mbola izany ve no averina eto ? Tsia avy hatrany ny valiny hoy ny dokotera Manan'Ignace tao amin'ny Aceem Radio ny alahady antoandro teo. Nihaiky izy fa isan'ny nanohana ny fitondrana hiakatra teo amin'ny fitrondrana (…)
  • Pierre Houlder

    Akoho tsy naneno tahaka izay lanin’ny kary

    mardi 29 avril 2008 | Penjy R. |  877 visites
    Resaka ka atao, fa ny eo ihany no eo. Fihetsika mitory avy hatrany fa tsy ahavita inona intsony ity fitondrana ity no nataon'ingahy Pierre Houlder manoloanan’ny filazan'ny filoha Ravalomanana, fa vita iny ny fifidianana, ka hanomboka amin'izay ny tena asa. Ny taona 2002 no efa tokony nahitana asa mivaingana teo amin'ity fitondrana ity. Inona no fahefana tsy teo ampelan-tanany ? Vahoaka iza no tsy nifandrombona taminy momba ny asa izay heverina fa ho atao eto ? Ny Arema maro an'isa tao (…)
  • Halatra fiara

    Miroborobo ny halatra minibus Mazda

    mardi 29 avril 2008 | Franck Raj |  1271 visites
    Ny karazana fiara an tsoina hoe minibus indray no tena lasibatr'ireo mpangalatra fiara tato ho ato. Ka ny tena tadiavin'izy fatratra amin'izany dia ny fiara Mazda E 2200. Teny Ambohimanarina ohatra dia nanjavona ho efa 3 volana izao ny minibus iray izay tena vaovao tokoa satria mitondra ny laharana TAL. Hatramin'izao dia mbola eo am-pitadiavana ny marina momba ity halatra ity ny tompon'ny fiara. Etsy andanin'izany, lasan'ny jiolahy tahaka izay ihany koa ny minibus Mazda iray ana-orinasa (…)
  • Voatendry ny loholona 11

    Tsy nanary ny namany i Ravalomanana

    lundi 28 avril 2008 | Penjy R. |  750 visites
    Voazara ny seza. Nahazo ny anjarany ireo mpiara-mitolona tsy nivadi-pitokisana tamin’i Ravalomanana. Nisokatra tamin’ny hery samy hafa ankoatry ny mpanohitra ny fon’ny filoham-pirenena. Tsy nahataitra ny rehetra ny nanomezana seza ny filohan’ny TEZA Moxe Ramandimbilahitra, satria efa tsinjon’ny rehetra ny fihetsiny raha niala tsy ho filohan’ny TEZA ny tenany. Tsy hanary azy ny filoha Ravalomanana satria olona nitokisana tao amin’ny mpanolontsaina tao i Moxe. Ny filoham-boninahitry ny Grad (…)
  • Herizo Razafimahaleo

    Hambara malemy ny mpanohitra nefa atahorana

    lundi 28 avril 2008 | Naivo kely |  870 visites
    « Fanjakan’olon-tokana no hita eto, ary tsy azo lavina izany. Porofo mitohoka amin’ny rehetra ny faniliana ireo mpiara-miasa amin’ny filoha rehetra izay akaiky azy indrindra. Voatonona tao ny anaran’ingahy Didier Rakotoarisoa, ny mpiambina azy noroahina haingana hiala teto Madagasikara, ny Praiministra lefitra Zazah Ramandimbiarisoa, David Rajaona izay any am-ponja ankehitriny sns....» Tao amin’ny fahitalavitra TV Plus ny zoma alina teo no nilazan’ingahy Herizo Razafimahaleo izany. « (…)
  • « Tanora sahy sy vonona »

    Mitaky fitsapankevi-bahoaka

    samedi 26 avril 2008 | Hery A. |  571 visites
    Mijoro ankehitriny ny fikambanana « tanora sahy sy vonona » ka hiantsehatra eo amin’ny raharaham-pirenena. « Mety ve ny fitantanan’ny mpitondra firenena ankehitriny ? » Io no fanontaniana angatahan’ity fikambanana ity hanaovana fitsapankevi-bahoaka. Ataovy ny fitsapankevi-bahoaka hoy ny fikambanana mba hirosoana haingana amin’ny fampandrosoana. Fikambanan’ny tanora manana fahavononana, manohana an’i Andry TGV ity « TSV » ity. Atoa Mamonjisoa Isaak no filohany. Hatramin’izao dia mbola afaka (…)
  • Navoakan’ny HCC ny vokatra

    Nolavina ny fitorian’ny Tsy miankina

    samedi 26 avril 2008 | Naivo kely |  367 visites
    Tsy azo raisina, satria tsy hita fototra. Io no setrin'ny fitoriana nataon'ireo kandida tsy miankina nifanandrina tamin'ny antoko TIM manerana ny faritany. Ny fitondrana mpifidy vaventy tany amin'ny hotely nampihinanana sakafo, sy notambazana moto, ary vola sy poketra ambehivavy no anton'ny fitoriana. Niseho izany tany Manakara sy ny faritra hafa ary nisy mihitsy ny kandida hafa niantso ny BIANCO, satria endrika kolikoly fividianana ny vaton'ny mpifidy izany. Tsy niova tamin'ny (…)
  • Tolon’ny mpiasa

    Tsy mahita toerana hikabariana

    vendredi 25 avril 2008 | Naivo kely |  361 visites
    « Tsy kivy fa ny tolona tsy maintsy vita ». Io no nambaran’ny fikambanan’ny mpiasa mivondrona anaty sendika momba ny daty malaza ny voalohan’ny volana mey izao. Tsy nomena ny mpiasa ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ny antony tsy fantatra. Nangataka ny kianja eny Alarobia indray ary mbola tsy nomena io toerana io ihany. Ny tranom-pokonolona Isotry, Malacam Antanimena, ny tetsy amin’ny Esca, dia saika nolavina avokoa. Nambaran’ingahy Rabemananjara Paul, sekretera jeneraly ao amin’ny Fisemare, (…)
  • Fivorian’ny mpanohitra

    Mizarazara ny hevitra

    vendredi 25 avril 2008 | Penjy R. |  604 visites
    Omaly dia nahitana fivoriana nataon’ny mpanohitra ny tetsy amin’ny Soimanga Manakambahiny sy teny Ivandry. Tanjona iray no tiana hahatongavana, saingy ny firaisan-tsaina no samy nanana ny azy. Tetsy amin’ny Soimanga Manakambahiny dia hita teny avokoa ireo mpanao politika kalaza eto ary ny teny Ivandry kosa dia ireo mpiara-dia amin’ny Profesora Zafy Albert. Ny fandraisana fahefana no tanjona, ary mazava ho azy fa nisy ihany koa ireo tatitra tamin’ny dingana nataon’izy ireo izay nanao (…)
  • Antsiranana

    Hilahatra ireo ray aman-drenin’ireo zaza naniha

    vendredi 25 avril 2008 | Naivo kely |  468 visites
    « Fanimbana ny taranakay izao fandefasana azy ireo any an-drenivohitra izao ». Izay feo izay no heno niverimberina tamin’ireo ray aman-dreny manana ny zanaka naniha nalefa aty Antananarivo, ka migadra etsy Antanimora sy eny Anjanamasina. « Tsy fantatra intsony izay mety hiafaran’ny taranakay, indrindra eo amin’ny fahasalamany sy ny sakafo ho haniny. Nahoana no tsy aty amin’ny faritra nihaviany no hitazomana azy fa any amin’ny tany lavitra anay fianakaviany any ? » Noho ireo dia hidina (…)
  • Tanora vonona Analamanga

    Hijoro ho amin’ny fampandrosoana

    jeudi 24 avril 2008 | Hery A. |  371 visites
    Tamin’ny faha 4 aprily 2008 no nankatoavin’ny fanjakana malagasy ny fijoroan’ny fikambanana « Tanora vonona Analamanga » na ny TVA. Fikambanana tanora tsy mirona amin’ny foto-kevitra politika ny TVA izay tarihan’Atoa Guy Maxime, ben’ny tanànan’Ankaraobato, eny amin’ny distrikan’atsimondrano. Omaly tolakandro no nampahafantarina tamin’ny mpanao gazety ity fahazoan-dàlana ity ka voatsipika fa ny sehatry ny famolavolana tanora ho amin’ny fampandrosoana no tarigetrany. Tsapa mantsy hoy ity (…)
  • Entana vita gasy

    Vidiana lafo ny marika vahiny

    jeudi 24 avril 2008 | Naivo kely |  716 visites
    Valalan'amboa ka isika tompony indray no tsy tia. Hita taratra io amin'ny fiainan'ny mponina andavan'andro. Toa mahamenatra mihitsy ny mitondra ny zava-bita Malagasy. Maro ny orinasantsika eto an-toerana izay mamokatra entana maro. Ao ny lamba, savony, akanjo fitaovana maro mampiodina fiara. Tsy diso anjara amin'izany ny kolontsaina Malagasy sy ny asa-tànana. • Marika vahiny Raha idirana ny eo amin'ny lafiny fitafiana, dia saika mameno faritra maro ny orinasa afaka haba. Pataloha sy ny (…)
  • Faritra Analamanga

    Tsy resaka tetezamita intsony

    jeudi 24 avril 2008 | Volana R. |  610 visites
    « Asa fa tsy kabary ». Nazava ny fanamarihana nataon’ny loholona Rajemison Rakotomaharo, tamin’ny fanokafana ny fivoriana voalohan’ny Filankeviparitra Analamanga, omaly : « tsy rafitra tetezamita intsony io rafitra io, satria rafitra feno, voafidy araka ny Lalàmpanorenana manan-kery ». Telo andro no haharetan’ny fihaonana, hifidianana ireo mpikambana efatra (filoha, filoha lefitra ary mpampakateny roa), ny Fitsipika anatiny ary handrafetana ny vaomiera isan-tokony. 14 ireo (…)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}